|
|
|
|

Teny iditra1  mibonabona
Fototeny  2  bonabona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mivonto toa mizihizihitra nefa mihodrahodra: Asa na naninona na naninona fa nibonabona tampoka teo ny tarehin-dRasoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  (imp and rel not used) to swell, to grow large and bulky, to puff out, to inflate, to appear plump
to boast, to brag (Prov.) [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12