Teny iditra | 1 miboredika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miteny an-kisesy ka tsy azo izay lazaina: Tsy mety fa miboredika foana io zaza io rehefa adinina fianarana Miteny amin' ny fiteny vahiny: Niboredika tamin' ny teny anglisy ry zalahy ka tsy azoko |
Fototeny | 4 boredika |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |