Teny iditra |
miboridana
(boridana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy miakanjo, tsy mitafy, tsy misy rakony: Mba asio lambany re itý latabatra fa aza avela hiboridana toy izao
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be naked [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | être nu [1.8]
|
Ohatra | Nasaina niboridana dia nilahatra nanao tohivakana ny hotsaraina.
[2.472]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miboridana |
Ny lasa : |
niboridana |
Ny hoavy : |
hiboridana |
Filaza mandidy : |
miboridàna |
|
|
Teny iditra |
miboridàna
(boridana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miboridana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|