Teny iditra | 1 miborotsaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitambotsotra, mikorotsaka midina: Miborotsaka ny pataloan' Ikotokely fa ampiakaro |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to slip along, to slip into |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] glisser le long de quelque chose |
Fototeny | 6 borotsaka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |