Teny iditra miborotsaka (borotsaka (rotsaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitambotsotra, mikorotsaka midina: Miborotsaka ny pataloan' Ikotokely fa ampiakaro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To slip along, to slip into [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Glisser le long de quelque chose [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miborotsaka
Ny lasa : niborotsaka
Ny hoavy : hiborotsaka
Filaza mandidy : miborotsaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20