Teny iditra | 1 mibory |
Fototeny | 2 bory |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mihety volo [Bara]
[1.78] 5 Mitapaka: Zazavavy mibory volo no hitako teo fa tsy lava volo akory 6 Nihety volo ho fisaonana ny mpanjaka fahiny: Nibory daholo ny lehilahy tamin' ny niambohoan-dRasoherina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 to be cropped, to be shorn, to be pulled, as the head, to be cut off, as the horns or tail [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 Avoir les bouts coupés, avoir la tête rasée (comme cela se faisait pour le grand deuil à la mort du souverain ), se raser la tête, être privé de la queue, des cornes, des membres, des branches [1.3#90] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mibory io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/12 |