Teny iditra mibosasaka (bosasaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza rano mandeha be dia be toa misasasasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To squirt out in a jet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Jaillir, couler en abondance [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibosasaka
Ny lasa : nibosasaka
Ny hoavy : hibosasaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20