|
|
|
|

Teny iditra1  mibosasaka
Fototeny  2  bosasaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza rano mandeha be dia be toa misasasasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to squirt out in a jet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  jaillir, couler en abondance [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20