|
|
|
|

Teny iditra1  mibotetaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  botetaka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mipetraka amin' ny tany, mitorovoka: Tsy nisy seza ka dia nibotetaka tamin' ny tany daholo ny olona mpamangy
Mijanona amin' ny toerana ambany misy ny tena: Tsy mba mikezaka handroso izy fa mibotetaka amin' ny misy azy eo ihany
Mipetraka tsy manao na inona na inona fa manohon-tanana: Mibotetaka ao an-trano ao foana Rabe fa tsy miasa
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] to be low, to sit down low, to squat, to grow low and shrubby

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29