Teny iditra Michel
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Ohatra 
1Niangavian' Atoa Michel Razafiarivony ny tenako mba hanolotra ity asa fikarohana nilofosany ity. [2.606]
2Azo lazaina ho mitahiry ny ampahany amin' ny tantaram-pirenentsika ity sangan' asan' i Michel Andrianjafy ity. [2.285]
Anaran' olona 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/01