Teny iditra | 1 midababaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feno morona, tondraka, tsy anerany, mihoa-pefy: Tsy tsara raha midababaka ny rano amin' ny ketsa Be loatra: Midababaka loatra ny rano nataonao |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Déborder |
Fototeny | 5 dababaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |