Teny iditra | 1 midababaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fototeny | 3 dababaka |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Feno morona, tondraka, tsy anerany, mihoa-pefy: Tsy tsara raha midababaka ny rano amin' ny ketsa Be loatra: Midababaka loatra ny rano nataonao |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Déborder |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |