Teny iditra (1/2) | 1 midabadaba |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 dabadaba |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Manatsikobana rano amin' ny tanana aman-tongotra rehefa miditra ao anaty rano na milomano Mandany be loatra tsy amin' antony: Loza raha hidabadaba loatra ny anao lahy ka voa vao manontany tena hoe: "Nankaiza ny tanteliko teto?" |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] to be full to the brim; to make the splashing sound when a person steps or plunges into water |
Teny iditra (2/2) | 10 midabadabà |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midabadaba [Fitanisana] |
Fototeny | 12 dabadaba |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fivaditsoratra | 15 badabadaim, dabadabaim, ibadabadam, idabadabam, mibadabadà, mibadabada, midabadabà, midabadaba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |