|
|
|
|

Teny iditra1  midabofoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mianjera indray miantoraka: Nidabofoka ilay omby: hay izy io efa narary hatrany antsaha
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Tomber en bas; être en grand nombre, en grande quantité, comme la poussière qui remplit une chambre
Fototeny  5  dabofoka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11