Teny iditra | midadaka (dadaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miteny haingana sy miboredika; mikodedika [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To chatter, to babble [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | S'embrouiller en parlant trop vite [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/11 |