Teny iditra | 1 midagaga |
Fototeny | 2 dagaga |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Gaga, fa amin' ny endrik' olona toa adaladala ka mitonaka eo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] être ébahi |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 idagagam, midagaga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |