Teny iditra | midanadana (danadana) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Mivoha tanteraka misokatra manontolo: Rahata handeha ianao, tsy manakana aho, efa midanadana ny varavarana [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | to be wide open [Richardson 1885, Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | Etre ouvert en grand [Abinal 1888] | |
être grand ouvert [Hallanger 1974] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |