|
|
|
|

Teny iditra1  midanadana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fototeny  3  danadana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mivoha tanteraka misokatra manontolo: Rahata handeha ianao, tsy manakana aho, efa midanadana ny varavarana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to be wide open
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Etre ouvert en grand
7  [1.8] être grand ouvert

Fivaditsoratra  8 andadimana, 9 mandadiana, 10 midanadana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12