Teny iditra | 1 midananaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitomoe-poana, mitorevaka fotsiny, mipetrapetraka tsy manao na inona na inona |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Rester bêtement sans rien faire |
Fototeny | 5 dananaka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 miandakana, midananaka, nanakadiam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |