|
|
|
|

Teny iditra1  midananaka
Fototeny  2  dananaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mitomoe-poana, mitorevaka fotsiny, mipetrapetraka tsy manao na inona na inona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Rester bêtement sans rien faire [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 miandakana, 10 midananaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12