|
|
|
|

Teny iditra1  midangana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Misondrotra avo, tonga avo: Midangana izao ny vidin' ny vary azon' ny mbola misy ray volana vao fararano
4  [1.13] misondrotra mihoatra ny tokony ho izy, mihoapampana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] élevé
Fototeny  6  dangana

Fivaditsoratra  7  andaingam, idanganam, mandainga, mandaingà, midangana, nangadiam

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/28