Teny iditra | 1 midanidany |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Midiridiry, feno, ka henjana: Voky loatra ity zaza ity ka midanidany ny kibony |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Etre ballonné, tendu |
Fototeny | 5 danidany |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 7 idinadinam, midanidany, midinadina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |