Teny iditra | 1 midanidany |
Fototeny | 2 danidany |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Midiridiry, feno, ka henjana: Voky loatra ity zaza ity ka midanidany ny kibony [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Etre ballonné, tendu [1.3] |
Kamban-teny rehetra |
|
Fivaditsoratra | 7 midanidany, 8 midinadina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |