|
|
|
|

Teny iditra1  midanika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mahamay sady manempotra: Midanika ny hainandro
Manafana tena eo akaikin' ny afo, mamindro: Mahafinaritra ny midanika amin' ny afo amin' ny andro ririnina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be sultry, to be oppressively hot
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Se chauffer, se brûler au soleil ; être brûlant, étouffant: Aza midanika toy izany amy ny afo, sao marary ny andohanao (Ne vous chauffez pas ainsi au feu, de peur d'avoir mal à la tête) ~ Midaniha ny hainandro loatra hianao ka valaka (Vous vous chauffez trop au soleil et cela vous fatigue) ~ Midanika ny hainandro (La chaleur est étouffante)
Fototeny  6  danika

Fivaditsoratra  7  dinamika, madinika, mañakidy, manakidy, midañaky, midanika, nidaikam, nikadiam

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03