Teny iditra midaraboka (daraboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera mafy amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to fall with violence, to dash upon [Richardson 1885]
Endriteny 
midaraboka
nidaraboka
hidaraboka
midaraboha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31