|
|
|
|

Teny iditra1  midi-bingo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  miditra, bingo
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mitsofoka amin' ny toe-draharaha mety hanahirana ny tena
Tovy hevitra  5  midi-kizo

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29