|
|
|
|

Teny iditra1  midi-kizo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mitsofoka amin' ny toe-draharaha mety hanahirana ny tena
Ohatra  4  [2.296#] ary tazano fa ireo miavona manao tsy hivavaka amin' Andriananahary ireo indrindra no midikizo amin' irony finoanoam-poana maizina sy mahatsikaiky irony.
Singan-teny  5  miditra, kizo
Tovy hevitra  6  midi-bingo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10