Teny iditra midia (idia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taimoro] miankohoka eo anatrehan'olona iray hanome haja azy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra midia (dia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mandeha [Rakotosaona 1972]

2010/04/04