|
|
|
|

Teny iditra1  midi-kizo
Singan-teny  2  miditra, kizo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mitsofoka amin' ny toe-draharaha mety hanahirana ny tena
Ohatra  5  ary tazano fa ireo miavona manao tsy hivavaka amin' Andriananahary ireo indrindra no midikizo amin' irony finoanoam-poana maizina sy mahatsikaiky irony. [2.296#]
Tovy hevitra  6  midi-bingo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10