Teny iditra | 1 midindina |
Fototeny | 2 dindina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] (feo) Heno mangintsina ao anaty sofina na dia efa tsy misy intsony aza: Mbola midindina ao anaty sofiko foana ilay feon-dakolosy |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 8 idindinam, midindina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |