|
|
|
|

Teny iditra1  midinika
Fototeny  2  dinika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miara-mihevitra, mandinika miaraka: Mbola midinika io raharaha io ny Minisitra
Manatona (olona) mba hiresaka momba...: Tonga aho hidinika aminao ny fianaran' i Solo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to converse secretly, to talk over affairs minutely and singly
6  [1.7] to examine something together, to counsel together
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] examiner ensemble, prendre conseil ensemble:
Ohatra  8  Tsy maintsy falifaliana nefa ny vazaha, ka nony nidinika kely teo, dia tapaka ny hevitra fa hatao ny nangatahin-dry zareo. [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11