|
|
|
|

Teny iditra1  midizidizy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mihinjihinjy na midiridiry na mijajirika tsy mihetsika eo amin' izay misy azy
Mandeha amin' izao fa tsy mitafy lamba, na mihanjaka
Fototeny  4  dizidizy
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  midizidizy, mizidizidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21