|
|
|
|

Teny iditra1  midizidizy
Fototeny  2  dizidizy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mihinjihinjy na midiridiry na mijajirika tsy mihetsika eo amin' izay misy azy
Mandeha amin' izao fa tsy mitafy lamba, na mihanjaka [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 midizidizy, 9 mizidizidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12