Teny iditra | 1 midobibika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 dobibika |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Miangona, mivangongo, mijanona mipetra-potsiny: Midobibika ao an-tokotany ao ny kitay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |