|
|
|
|

Teny iditra1  midodododo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mandeha haingana, mihazakazaka: Lasa nidodododo nankany antsena Izy fa nanam.bahiny tampoka
Mirohotra haingana: Nidodododo ny vahoaka mba hamonjy ny haintrano
Tonga maika dia maika: Nidodododo izahay, tompoko, hanala alahelo anareo amin' izao fahoriana izao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to hurry to approach
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] se presser d'accourir
Fototeny  6  dodododo
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny midodododo io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11