Teny iditra | midodododo (dodododo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha haingana, mihazakazaka: Lasa nidodododo nankany antsena Izy fa nanam.bahiny tampoka Mirohotra haingana: Nidodododo ny vahoaka mba hamonjy ny haintrano Tonga maika dia maika: Nidodododo izahay, tompoko, hanala alahelo anareo amin' izao fahoriana izao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To hurry to approach [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Se presser d'accourir [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny midodododo io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |