|
|
|
|

Teny iditra1  midonaka
Fototeny  2  donaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mivoaka setroka: Midonaka izany afo izany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to give off smoke
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] donner de la fumée
Ohatra  7  Tsy fantatra intsony lehiroa izay midonaka, na ny kafe hosotroina, na ny afon-drafotsy mpivarotra. [2.470]
8  Tsy fantany fa ny garan' Ankodahoto io, izay nisy nandoro tamin' ny alina, ka mbola nitohy nidonaka foana. [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny midonaka io

Fivaditsoratra  13  amandiko, andamiko, Ikomandà, mandoaky, mandokay, manidoka, midanoka, midonaka, mikadoña, mikodana, mikodàna, nakodiam

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/12