|
|
|
|

Teny iditra1  midonanaka
Fototeny  2  donanaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitanaka foana tsy miasa: Aza midonanaka foana eo ianao, ry Koto, fa ndeha miasa tanỳ
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  andaminako, midonanaka, nanakodiam

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05