Teny iditra | midongodongo | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Miavosa [1.78] | |
Teny iditra | midongodongo | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Miezinezina, mivongavonga [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |