Teny iditra midoraraka (doraraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Midonana-poana, manary andro foana, miriorio foana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
midoraraka
nidoraraka
hidoraraka

2010/05/14