Teny iditra midoroboka (doroboka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Maniry tsara be ravina sady maitso: Midoroboka tzaitsizy ny hazo raha voatohoka zezika betsaka
Malalaka be ambany sy mirebareba: Ny lamaodin' akanjo fahiny ho an' ny vehivavy dia akanjo midoroboka nasiana malakofa
Enti-milaza ny fihetsiky ny vorontsiloza amin' ilay izy mampibontsina ny elany ka miedinedina manao faribolana [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05