Teny iditra (1/2) | 1 midotse |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mikasika, mampidona: Asa an-dapa ka izay mampidona ny azy amin'ny farany dia samy mody |
Teny iditra (2/2) | 4 midotse |
Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.78] [Betsileo]
mifanila: Iñy lalaña midotse amin'ny tranon-dRafaralahy iny no izy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |