Teny iditra midradraka (dradraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miantsoantso mafy noho ny fahatairana: Nidradraka izy raha vao nahita ny afo nandray ny volombodintrano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to begin to weep profusely. [Richardson 1885]
Endriteny 
midradraka
nidradraka
hidradraka
midradraha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06