Teny iditra midrahodraho (drahodraho (draho))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitahontahona sy mitavozavoza na miraikiraiky [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy awkward, clumsy, silly. [Richardson 1885]
 to be awkward, to be clumsy [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay être gauche, maladroit [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
midrahodraho
nidrahodraho
hidrahodraho
Mpitovy hevitra midraho
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31