|
|
|
|

Teny iditra1  midredro
Fototeny  2  dredro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandokadoka izaitsizy, milelaka, misolelaka: Tsy misy mankaloiloy ohatra irony mpiasa fatra-pidredro irony
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  dredroim, midredro

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21