|
|
|
|

Teny iditra1  midridroka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  dridroka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Midilotra, mamoaka feo mampangintsingintsina ny nify na ny sofina: Tokony hasiana menaka ny savilin' io varavarana io fa midridrodridro foana raha mivoha
Tovy hevitra  8  midridrodridro

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29