|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  midrikina
Fototeny  2  drikina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manohitra an-katezerana tsy mety manaiky: Nidrikina mafy izy raha vao nahare fa anisan' ireo voampanga
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  midrikìna
Fototeny  10  drikina
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midrikina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]

Fivaditsoratra  13  idrikinam, midrikìna, midrikina, mindraiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08