Teny iditra miedikedika (edikedika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manamboatra fandeha mampiseho fireharehana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Avoir une démarche affectée, se pavaner [Abinal 1888]
Endriteny 
miedikedika
niedikedika
hiedikedika
miedikedeha

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/06