Teny iditra mielanelana (elanelana (elana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misy elanelana: Nielanelana lahy roa Rasoa sy Ravao ~ Nielanelana roa volana ny nahaterahan'ireo mpanoratra roa ireo
Mitsangana ho mpanelanelana: Tsy naharitra fa nielanelana ny anadahin' izy mirahavavy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mielanelana
Ny lasa : nielanelana
Ny hoavy : hielanelana
Filaza mandidy : mielanelàna

Teny iditra mielanelàna (elanelana (elana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mielanelana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20