|
|
|
|

Teny iditra1  miendrika
Fototeny  2  endrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manana endriky ny...: Miendrik' anjely
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to have the appearance of (distinguish from mendrika)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#126, 1.8] ressembler
7  [1.3#126] avoir l'air, la tournure, le port
8  [1.8] avoir l'air de (à distinguer de mendrika)
Ohatra  9  Ho nofinofy toy ny angano ataoko aminy ny fari-piainany miendrika olombelona tokony hananany. [2.470]
10  fa andeha alao izy, ka ankasitraho tsara." Dia hitantsika amin' izany, fa ny anatra tsara, na dia iray aza, dia miendrika ho lafo ariary zato. [2.293]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny miendrika io

Fivaditsoratra  18  miandreky, miendrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02